plt_tn/pro/31/24.md

16 lines
455 B
Markdown

# rongony fotsy
lamba vita amin'ny kofehin-drongony
# samboady
lamba lava izay anaovana manodidina ny valahana na eo amin'ny soroka
# Mitafy ny hery sy ny voninahitra izy
Ny anarana hoe "hery" sy "voninahitra" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra sy matoanteny mihitsy. DH: "Hitan'ny olona fa mahery izy, ka dia hajain'izy ireo"
# mihomehy amin'ny fotoana ho avy izy
Mety ho filaza-masaka io. DH: "tsy matahotra izay hiseho amin'ny ho avy"