plt_tn/pro/31/24.md

455 B

rongony fotsy

lamba vita amin'ny kofehin-drongony

samboady

lamba lava izay anaovana manodidina ny valahana na eo amin'ny soroka

Mitafy ny hery sy ny voninahitra izy

Ny anarana hoe "hery" sy "voninahitra" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra sy matoanteny mihitsy. DH: "Hitan'ny olona fa mahery izy, ka dia hajain'izy ireo"

mihomehy amin'ny fotoana ho avy izy

Mety ho filaza-masaka io. DH: "tsy matahotra izay hiseho amin'ny ho avy"