# rongony fotsy lamba vita amin'ny kofehin-drongony # samboady lamba lava izay anaovana manodidina ny valahana na eo amin'ny soroka # Mitafy ny hery sy ny voninahitra izy Ny anarana hoe "hery" sy "voninahitra" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra sy matoanteny mihitsy. DH: "Hitan'ny olona fa mahery izy, ka dia hajain'izy ireo" # mihomehy amin'ny fotoana ho avy izy Mety ho filaza-masaka io. DH: "tsy matahotra izay hiseho amin'ny ho avy"