plt_tn/pro/31/16.md

12 lines
467 B
Markdown

# ny vokatry ny tanany
Ny vola izay azony avy amin'ny asa nataony tamin'ilay volon'ondry sy rongony (31:13) dia resahina toy ny hoe vokatra izay maniry amin'ny hazo. Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny olona. DH: "ny vola izay azony"
# Mampitafy hery ny tenany izy
Ny fanaovana akanjo dia ilazana ny fiomanana ho amin'ny asa. DH: "Manomana ny tenany ho amin'ny asam-batana mafy izy"
# mampatanjaka ny sandriny
"ary ampatanjahiny amin'ny fiasana ny sandriny"