plt_tn/pro/31/16.md

467 B

ny vokatry ny tanany

Ny vola izay azony avy amin'ny asa nataony tamin'ilay volon'ondry sy rongony (31:13) dia resahina toy ny hoe vokatra izay maniry amin'ny hazo. Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny olona. DH: "ny vola izay azony"

Mampitafy hery ny tenany izy

Ny fanaovana akanjo dia ilazana ny fiomanana ho amin'ny asa. DH: "Manomana ny tenany ho amin'ny asam-batana mafy izy"

mampatanjaka ny sandriny

"ary ampatanjahiny amin'ny fiasana ny sandriny"