# ny vokatry ny tanany Ny vola izay azony avy amin'ny asa nataony tamin'ilay volon'ondry sy rongony (31:13) dia resahina toy ny hoe vokatra izay maniry amin'ny hazo. Ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny olona. DH: "ny vola izay azony" # Mampitafy hery ny tenany izy Ny fanaovana akanjo dia ilazana ny fiomanana ho amin'ny asa. DH: "Manomana ny tenany ho amin'ny asam-batana mafy izy" # mampatanjaka ny sandriny "ary ampatanjahiny amin'ny fiasana ny sandriny"