plt_tn/pro/31/06.md

16 lines
383 B
Markdown

# ary divay
Azo fenoina eto ny teny latsaka. DH: "ary omeo divay"
# anaty fahoriana mangidy
"izay mangidy am-panahy" na "izay anaty fahoriana"
# ny fahantrany
Ny anarana hoe "fahantrana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "mahantra toy ny ahoana izy"
# ny fahoriany
Ny anarana hoe "fahoriana" dia azo adika ho fehezanteny. DH: "ny zavatra ratsy izay manjo azy"