plt_tn/pro/31/06.md

383 B

ary divay

Azo fenoina eto ny teny latsaka. DH: "ary omeo divay"

anaty fahoriana mangidy

"izay mangidy am-panahy" na "izay anaty fahoriana"

ny fahantrany

Ny anarana hoe "fahantrana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "mahantra toy ny ahoana izy"

ny fahoriany

Ny anarana hoe "fahoriana" dia azo adika ho fehezanteny. DH: "ny zavatra ratsy izay manjo azy"