# ary divay Azo fenoina eto ny teny latsaka. DH: "ary omeo divay" # anaty fahoriana mangidy "izay mangidy am-panahy" na "izay anaty fahoriana" # ny fahantrany Ny anarana hoe "fahantrana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "mahantra toy ny ahoana izy" # ny fahoriany Ny anarana hoe "fahoriana" dia azo adika ho fehezanteny. DH: "ny zavatra ratsy izay manjo azy"