plt_tn/pro/30/29.md

12 lines
369 B
Markdown

# Misy zavatra telo izay ... efatra izay tsara ny fomba fandehany
Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. DH: "Misy zavatra maromaro izay tsara famindra. Ny efatra amin'ireo dia:"
# tsara famindra
maneho voninahitra na mendri-kaja, tahaka ny mpanjaka
# ny akoholahy mpiady
akoho lahy izay mamindra amin'ny fomba mianjonanjona