# Misy zavatra telo izay ... efatra izay tsara ny fomba fandehany Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. DH: "Misy zavatra maromaro izay tsara famindra. Ny efatra amin'ireo dia:" # tsara famindra maneho voninahitra na mendri-kaja, tahaka ny mpanjaka # ny akoholahy mpiady akoho lahy izay mamindra amin'ny fomba mianjonanjona