plt_tn/pro/30/29.md

369 B

Misy zavatra telo izay ... efatra izay tsara ny fomba fandehany

Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. DH: "Misy zavatra maromaro izay tsara famindra. Ny efatra amin'ireo dia:"

tsara famindra

maneho voninahitra na mendri-kaja, tahaka ny mpanjaka

ny akoholahy mpiady

akoho lahy izay mamindra amin'ny fomba mianjonanjona