plt_tn/pro/30/18.md

304 B

Misy zavatra telo izay ... efatra izay tsy takatro

Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. DH: "Misy zavatra maromaro izay mahagaga loatra ho ahy hany ka tsy takatro—ny efatra amin'ireo dia:"

afovoan'ny ranomasina

DH: "eny amin'ny fidadasiky ny ranomasina"