plt_tn/pro/30/18.md

8 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Misy zavatra telo izay ... efatra izay tsy takatro
Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. DH: "Misy zavatra maromaro izay mahagaga loatra ho ahy hany ka tsy takatro—ny efatra amin'ireo dia:"
# afovoan'ny ranomasina
DH: "eny amin'ny fidadasiky ny ranomasina"