# Misy zavatra telo izay ... efatra izay tsy takatro Ny fampiasana ny isa "telo" sy "efatra" eto dia fomba fanehoana ny hay kanto. DH: "Misy zavatra maromaro izay mahagaga loatra ho ahy hany ka tsy takatro—ny efatra amin'ireo dia:" # afovoan'ny ranomasina DH: "eny amin'ny fidadasiky ny ranomasina"