plt_tn/pro/29/19.md

330 B

Tsy ho voahitsy amin'ny teny ireo andevo

Io dia azo adika hoe DH: "Tsy ho afaka ny hanitsy ny andevo amin'ny firesahana aminy fotsiny ianao"

Jereo anie ny olona izay faingam-piteny?

Ampiasain'ny mpanoratra mba hisarihana ny sain'ny mpamaky io fanontaniana io. DH: "Tokony ho tsikaritrao izay manjo ny olona faingam-piteny"