# Tsy ho voahitsy amin'ny teny ireo andevo Io dia azo adika hoe DH: "Tsy ho afaka ny hanitsy ny andevo amin'ny firesahana aminy fotsiny ianao" # Jereo anie ny olona izay faingam-piteny? Ampiasain'ny mpanoratra mba hisarihana ny sain'ny mpamaky io fanontaniana io. DH: "Tokony ho tsikaritrao izay manjo ny olona faingam-piteny"