plt_tn/pro/29/19.md

8 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy ho voahitsy amin'ny teny ireo andevo
Io dia azo adika hoe DH: "Tsy ho afaka ny hanitsy ny andevo amin'ny firesahana aminy fotsiny ianao"
# Jereo anie ny olona izay faingam-piteny?
Ampiasain'ny mpanoratra mba hisarihana ny sain'ny mpamaky io fanontaniana io. DH: "Tokony ho tsikaritrao izay manjo ny olona faingam-piteny"