plt_tn/pro/28/25.md

20 lines
732 B
Markdown

# olona tsy mahonon-tena
olona izay mitady zavatra, vola na hanina mihoatra noho izay ilainy hatrany hatrany, amin'ny fomba feno fitiavan-tena
# manetsika fifandirana
Ny ataon'ny olona tsy mahonon-tena dia resahina toy ny hoe manetsika na mamoha ady. DH: "mahatonga fifandirana"
# Izay matoky ny fony ihany dia adala
Ny fiankinana amin'ny tena ihany dia resahina toy ny hoe matoky ny fo. DH: "Ny olona izay miankina amin'ny tenany ihany"
# fa na iza na iza
"izay olona rehetra"
# mandeha am-pahendrena
Ireo mety ho heviny dia 1) fomba fiteny izay midika hoe miaina am-pahendrena io. DH: "miaina am-pahendrena" na 2) fomba fiteny izay midika hoe manaraka ny fampianaran'ny olon-kendry io. DH: "manaraka fampianarana hendry"