plt_tn/pro/28/25.md

732 B

olona tsy mahonon-tena

olona izay mitady zavatra, vola na hanina mihoatra noho izay ilainy hatrany hatrany, amin'ny fomba feno fitiavan-tena

manetsika fifandirana

Ny ataon'ny olona tsy mahonon-tena dia resahina toy ny hoe manetsika na mamoha ady. DH: "mahatonga fifandirana"

Izay matoky ny fony ihany dia adala

Ny fiankinana amin'ny tena ihany dia resahina toy ny hoe matoky ny fo. DH: "Ny olona izay miankina amin'ny tenany ihany"

fa na iza na iza

"izay olona rehetra"

mandeha am-pahendrena

Ireo mety ho heviny dia 1) fomba fiteny izay midika hoe miaina am-pahendrena io. DH: "miaina am-pahendrena" na 2) fomba fiteny izay midika hoe manaraka ny fampianaran'ny olon-kendry io. DH: "manaraka fampianarana hendry"