# olona tsy mahonon-tena olona izay mitady zavatra, vola na hanina mihoatra noho izay ilainy hatrany hatrany, amin'ny fomba feno fitiavan-tena # manetsika fifandirana Ny ataon'ny olona tsy mahonon-tena dia resahina toy ny hoe manetsika na mamoha ady. DH: "mahatonga fifandirana" # Izay matoky ny fony ihany dia adala Ny fiankinana amin'ny tena ihany dia resahina toy ny hoe matoky ny fo. DH: "Ny olona izay miankina amin'ny tenany ihany" # fa na iza na iza "izay olona rehetra" # mandeha am-pahendrena Ireo mety ho heviny dia 1) fomba fiteny izay midika hoe miaina am-pahendrena io. DH: "miaina am-pahendrena" na 2) fomba fiteny izay midika hoe manaraka ny fampianaran'ny olon-kendry io. DH: "manaraka fampianarana hendry"