plt_tn/pro/28/19.md

900 B

miasa ny taniny

Miasa, mamafy, ary mikarakara ny famokarany no dikan'izany.

na iza na iza

"izay rehetra"

manaraka ny zava-poana

"manenjika fikasana tsy misy dikany." Ny olona izay sahirana manao zavatra izay tsy misy vokany akory dia resahina toy ny hoe manenjika zava-poana.

hahazo fahantrana be

Ny olona manaraka ny fanenjehana zava-poana dia resahina toy ny hoe mahazo ny mifanohitra amin'ny sakafo be dia be. Ny Ny anarana hoe "fahantrana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "hahantra tokoa"

fa izay malaky mahazo harena dia tsy ho afa-maina

Ny hoe "tsy ho afa-maina" dia ampiasaina ho fanamafisana. Io dia azo atao hoe DH: "Ho faizin'Andriamanitra tokoa izay malaky mahazo harena"

izay malaky mahazo harena

Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hoe mahazo harena amin'ny fomba tsy mahatoky na tsy marina ilay olona. DH: "izay mitady hahazo harena vetivety"