# miasa ny taniny Miasa, mamafy, ary mikarakara ny famokarany no dikan'izany. # na iza na iza "izay rehetra" # manaraka ny zava-poana "manenjika fikasana tsy misy dikany." Ny olona izay sahirana manao zavatra izay tsy misy vokany akory dia resahina toy ny hoe manenjika zava-poana. # hahazo fahantrana be Ny olona manaraka ny fanenjehana zava-poana dia resahina toy ny hoe mahazo ny mifanohitra amin'ny sakafo be dia be. Ny Ny anarana hoe "fahantrana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "hahantra tokoa" # fa izay malaky mahazo harena dia tsy ho afa-maina Ny hoe "tsy ho afa-maina" dia ampiasaina ho fanamafisana. Io dia azo atao hoe DH: "Ho faizin'Andriamanitra tokoa izay malaky mahazo harena" # izay malaky mahazo harena Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hoe mahazo harena amin'ny fomba tsy mahatoky na tsy marina ilay olona. DH: "izay mitady hahazo harena vetivety"