plt_tn/pro/28/19.md

24 lines
900 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# miasa ny taniny
Miasa, mamafy, ary mikarakara ny famokarany no dikan'izany.
# na iza na iza
"izay rehetra"
# manaraka ny zava-poana
"manenjika fikasana tsy misy dikany." Ny olona izay sahirana manao zavatra izay tsy misy vokany akory dia resahina toy ny hoe manenjika zava-poana.
# hahazo fahantrana be
Ny olona manaraka ny fanenjehana zava-poana dia resahina toy ny hoe mahazo ny mifanohitra amin'ny sakafo be dia be. Ny Ny anarana hoe "fahantrana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "hahantra tokoa"
# fa izay malaky mahazo harena dia tsy ho afa-maina
Ny hoe "tsy ho afa-maina" dia ampiasaina ho fanamafisana. Io dia azo atao hoe DH: "Ho faizin'Andriamanitra tokoa izay malaky mahazo harena"
# izay malaky mahazo harena
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia hoe mahazo harena amin'ny fomba tsy mahatoky na tsy marina ilay olona. DH: "izay mitady hahazo harena vetivety"