plt_tn/pro/28/17.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# nandatsaka ràn'olona
Eto ny "rà" dia ilazana ny ain'ny olona. Ny hoe "mandatsa-drà" dia midika famonoana olona. DH: "namono olona"
# mpandositra
olona izay nitsoaka mba hialana amin'ny fisamborana
# mandra-pahafatiny
Mandritra ny andro tokom-piainany no dikan'izany. DH: "mandritra ny andro tokom-piainany"
# Na iza na iza mandeha amin'ny fahitsiana dia ho arovana
Io dia azo adika hoe DH: "Ho arovan'Andriamanitra izay rehetra mandeha amin'ny fahitsiana"
# Na iza na iza
"Izay rehetra"
# mandeha amin'ny fahitsiana
Ilazana ny olona miaina fiainana feno fahitsiana izany. Ny anarana hoe "fahitsiana" dia azo atao amin'ny endrika tambinteny. DH: "mandeha amin-kitsim-po" na "miaina amin-kitsim-po"
# ilay iray izay mandeha amin'ny lala-meloka
Ny olona tsy mahitsy fo dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lala-meloka na miolakolaka. DH: "izay tsy miaina amin'ny hitsim-po"
# ho lavo tampoka
Izay hanjo ny olona tsy mahitsy fo dia resahina toy ny hoe mianjera tampoka izy. DH: "ho rava tampoka" na "ho faty tampoka"