1.0 KiB
nandatsaka ràn'olona
Eto ny "rà" dia ilazana ny ain'ny olona. Ny hoe "mandatsa-drà" dia midika famonoana olona. DH: "namono olona"
mpandositra
olona izay nitsoaka mba hialana amin'ny fisamborana
mandra-pahafatiny
Mandritra ny andro tokom-piainany no dikan'izany. DH: "mandritra ny andro tokom-piainany"
Na iza na iza mandeha amin'ny fahitsiana dia ho arovana
Io dia azo adika hoe DH: "Ho arovan'Andriamanitra izay rehetra mandeha amin'ny fahitsiana"
Na iza na iza
"Izay rehetra"
mandeha amin'ny fahitsiana
Ilazana ny olona miaina fiainana feno fahitsiana izany. Ny anarana hoe "fahitsiana" dia azo atao amin'ny endrika tambinteny. DH: "mandeha amin-kitsim-po" na "miaina amin-kitsim-po"
ilay iray izay mandeha amin'ny lala-meloka
Ny olona tsy mahitsy fo dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lala-meloka na miolakolaka. DH: "izay tsy miaina amin'ny hitsim-po"
ho lavo tampoka
Izay hanjo ny olona tsy mahitsy fo dia resahina toy ny hoe mianjera tampoka izy. DH: "ho rava tampoka" na "ho faty tampoka"