plt_tn/pro/28/13.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown

# manafina ny fahotany
"manarona ny fahotany." Mifanohitra amin'ny fiaikena na fahafoizana ny fahotana, ary manarona ny fahotana fa tsy mampiharihary izany kosa no fomba iresahana azy.
# ambinina
"mahomby" na "mandroso"
# izay miaiky sy mahafoy ireo no hanehoana famindram-po
Io dia azo atao hoe DH: "Haneho famindram-po amin'izay miaiky sy mahafoy ny fahotany Andriamanitra"
# Ho tahiana izay miaina amin'ny fanehom-panajana mandrakariva
Io dia azo atao hoe DH: "Hitahy izay miaina amin'ny fanehoam-panajana mandrakariva Andriamanitra"
# miaina amin'ny fanehom-panajana
Ny anarana hoe "fanehom-panajana" dia azo atao amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "miaina fiainana feno fanajana"
# fanehom-panajana
Ilazana ny fanajana lalina an'i Yaveh sy fanehoana izany haja izany amin'ny fankatoavana azy io.
# izay rehetra manamafy ny fony
"izay manamafy ny fony"
# manamafy ny fony
Fomba fiteny izay midika hoe maditra na tsy vonona ny hankatoa an'Andriamanitra io. DH: "mandà ny hankatoa an'Andriamanitra"
# ho tra-pahoriana
Ilazana ny fiafarana amin'ny loza sy fahoriana izany. DH: "hiafara amin'ny fahoriana"