plt_tn/pro/28/07.md

829 B

Izay mitandrina ny lalàna

Ny hoe "mitandrina ny lalàna" dia midika fanaovana izay takian'ny lalàn'Andriamanitra. DH: "Izay mankatoa ny lalàn'Andriamanitra"

zanaka manana fahazavan-tsaina

Ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "ny zanaka izay mahatakatra"

tendan-kanina

"olona misakafo be loatra." Ny "tendan-kanina" dia olona izay mihinana sy misotro tafahoatra.

mahamenatra ny rainy

"manala baraka ny rainy"

mihary ny hareny

"mampitombo ny hareny"

zana-bola be loatra

"mampitombo vola amboniny amin' ny fampindramana"

zana-bola

vola aloan'ny mpisambotra nohon'ny fampiasana ny volan'olon-kafa

manangona ny hareny

"manambatra ny hareny"

ho an'ny hafa

"ho an'olon-kafa"

hanam-piantrana

fahatsapana alahelo mafy na fangorahana ho an'ny olona iray