# Izay mitandrina ny lalàna Ny hoe "mitandrina ny lalàna" dia midika fanaovana izay takian'ny lalàn'Andriamanitra. DH: "Izay mankatoa ny lalàn'Andriamanitra" # zanaka manana fahazavan-tsaina Ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "ny zanaka izay mahatakatra" # tendan-kanina "olona misakafo be loatra." Ny "tendan-kanina" dia olona izay mihinana sy misotro tafahoatra. # mahamenatra ny rainy "manala baraka ny rainy" # mihary ny hareny "mampitombo ny hareny" # zana-bola be loatra "mampitombo vola amboniny amin' ny fampindramana" # zana-bola vola aloan'ny mpisambotra nohon'ny fampiasana ny volan'olon-kafa # manangona ny hareny "manambatra ny hareny" # ho an'ny hafa "ho an'olon-kafa" # hanam-piantrana fahatsapana alahelo mafy na fangorahana ho an'ny olona iray