plt_tn/pro/28/07.md

41 lines
829 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izay mitandrina ny lalàna
Ny hoe "mitandrina ny lalàna" dia midika fanaovana izay takian'ny lalàn'Andriamanitra. DH: "Izay mankatoa ny lalàn'Andriamanitra"
# zanaka manana fahazavan-tsaina
Ny anarana hoe "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "ny zanaka izay mahatakatra"
# tendan-kanina
"olona misakafo be loatra." Ny "tendan-kanina" dia olona izay mihinana sy misotro tafahoatra.
# mahamenatra ny rainy
"manala baraka ny rainy"
# mihary ny hareny
"mampitombo ny hareny"
# zana-bola be loatra
"mampitombo vola amboniny amin'
ny fampindramana"
# zana-bola
vola aloan'ny mpisambotra nohon'ny fampiasana ny volan'olon-kafa
# manangona ny hareny
"manambatra ny hareny"
# ho an'ny hafa
"ho an'olon-kafa"
# hanam-piantrana
fahatsapana alahelo mafy na fangorahana ho an'ny olona iray