plt_tn/pro/27/23.md

759 B

Ataovy azo antoka fa fantatrao ny toetry ny ondrinao ary saino ny momba ireo biby fiompinao

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary ampiasaina ho fanamafisana.

ondrinao

"andian'ondry"

biby fiompinao

"andian'osy"

Maharitra ho an'ny taranaka rehetra ve ny satro-boninahitra?

Valinteny fanoherana no andrasana amin'ity fanontaniana ity mba hanindriana ny hevitra fa tsy maharitra mandrakizay ny fanjakan'ny mpanapaka ety an-tany. DH: "tsy maharitra ho an'ny taranaka rehetra ny satro-boninahitra"

satro-boninahitra

Eto ny "satro-boninahitra" dia ilazana ny fanapahan'ny mpanjaka eo amin'ny fanjakany. DH: "ny fanapahan'ny mpanjaka"

mitsiry ny solofony

"mipoitra ny solofo vaovao" na "manomboka mitsiry ny ahitra vaovao"