plt_tn/pro/27/23.md

24 lines
759 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ataovy azo antoka fa fantatrao ny toetry ny ondrinao ary saino ny momba ireo biby fiompinao
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary ampiasaina ho fanamafisana.
# ondrinao
"andian'ondry"
# biby fiompinao
"andian'osy"
# Maharitra ho an'ny taranaka rehetra ve ny satro-boninahitra?
Valinteny fanoherana no andrasana amin'ity fanontaniana ity mba hanindriana ny hevitra fa tsy maharitra mandrakizay ny fanjakan'ny mpanapaka ety an-tany. DH: "tsy maharitra ho an'ny taranaka rehetra ny satro-boninahitra"
# satro-boninahitra
Eto ny "satro-boninahitra" dia ilazana ny fanapahan'ny mpanjaka eo amin'ny fanjakany. DH: "ny fanapahan'ny mpanjaka"
# mitsiry ny solofony
"mipoitra ny solofo vaovao" na "manomboka mitsiry ny ahitra vaovao"