# Ataovy azo antoka fa fantatrao ny toetry ny ondrinao ary saino ny momba ireo biby fiompinao Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany ary ampiasaina ho fanamafisana. # ondrinao "andian'ondry" # biby fiompinao "andian'osy" # Maharitra ho an'ny taranaka rehetra ve ny satro-boninahitra? Valinteny fanoherana no andrasana amin'ity fanontaniana ity mba hanindriana ny hevitra fa tsy maharitra mandrakizay ny fanjakan'ny mpanapaka ety an-tany. DH: "tsy maharitra ho an'ny taranaka rehetra ny satro-boninahitra" # satro-boninahitra Eto ny "satro-boninahitra" dia ilazana ny fanapahan'ny mpanjaka eo amin'ny fanjakany. DH: "ny fanapahan'ny mpanjaka" # mitsiry ny solofony "mipoitra ny solofo vaovao" na "manomboka mitsiry ny ahitra vaovao"