plt_tn/pro/24/32.md

16 lines
693 B
Markdown

# nahazo anatra
"nandray lesona"
# torimaso kely ... mba hitsaharana—dia ho avy hanitsaka anao ny fahantrana
Mety ilainao ny mameno ny teny banga. DH: "Mety hilaza amin'ny tenanao ianao hoe: 'Torimaso kely ... mba hialana sasatra'—saingy avy eo dia tonga ny fahantrana"
# dia ho avy hanitsaka anao ny fahantrana
Ny dikan-teny sasany dia manao hoe : "tonka tahaka ny mpangalatra ny fahantrana." Ny fahantrana dia resahina toy ny hoe olona na biby izay afaka mamely ny olona kamo.
# ireo filànao dia ho tahaka ny miaramila mirongo fiadiana
Ny filàna dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mamely ny olona kamo. DH: "ho avy aminao tahaka ny miaramila mirongo fiadiana ny filànao"