plt_tn/pro/24/32.md

693 B

nahazo anatra

"nandray lesona"

torimaso kely ... mba hitsaharana—dia ho avy hanitsaka anao ny fahantrana

Mety ilainao ny mameno ny teny banga. DH: "Mety hilaza amin'ny tenanao ianao hoe: 'Torimaso kely ... mba hialana sasatra'—saingy avy eo dia tonga ny fahantrana"

dia ho avy hanitsaka anao ny fahantrana

Ny dikan-teny sasany dia manao hoe : "tonka tahaka ny mpangalatra ny fahantrana." Ny fahantrana dia resahina toy ny hoe olona na biby izay afaka mamely ny olona kamo.

ireo filànao dia ho tahaka ny miaramila mirongo fiadiana

Ny filàna dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mamely ny olona kamo. DH: "ho avy aminao tahaka ny miaramila mirongo fiadiana ny filànao"