# nahazo anatra "nandray lesona" # torimaso kely ... mba hitsaharana—dia ho avy hanitsaka anao ny fahantrana Mety ilainao ny mameno ny teny banga. DH: "Mety hilaza amin'ny tenanao ianao hoe: 'Torimaso kely ... mba hialana sasatra'—saingy avy eo dia tonga ny fahantrana" # dia ho avy hanitsaka anao ny fahantrana Ny dikan-teny sasany dia manao hoe : "tonka tahaka ny mpangalatra ny fahantrana." Ny fahantrana dia resahina toy ny hoe olona na biby izay afaka mamely ny olona kamo. # ireo filànao dia ho tahaka ny miaramila mirongo fiadiana Ny filàna dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mamely ny olona kamo. DH: "ho avy aminao tahaka ny miaramila mirongo fiadiana ny filànao"