plt_tn/pro/24/19.md

8 lines
292 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# ny jiron'ny ratsy fanahy dia ho faty
Sarinteny ampiasaina ilazana ny aina ny jiro. Ho tapitra tahaka ny fahafatesan'ny jiro ny ain'ny ratsy fanahy.