# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # ny jiron'ny ratsy fanahy dia ho faty Sarinteny ampiasaina ilazana ny aina ny jiro. Ho tapitra tahaka ny fahafatesan'ny jiro ny ain'ny ratsy fanahy.