plt_tn/pro/24/19.md

292 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

ny jiron'ny ratsy fanahy dia ho faty

Sarinteny ampiasaina ilazana ny aina ny jiro. Ho tapitra tahaka ny fahafatesan'ny jiro ny ain'ny ratsy fanahy.