plt_tn/pro/23/04.md

16 lines
541 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# Aza dia miasa mafy loatra
"Aza miasa mafy loatra hany ka rera-dava ianao" UDB
# hirehitra amin'izany
mipetraka eo amin'ny harena tahaka ny vorona (andininy faha 4). Sarinteny ilazana ny fitadiavana harena vetivety foana izany.
# fa ho hari-elatra tahaka ny voromahery tokoa izany ka hanidina eny
Ny olona very harena dia resahina toy ny hoe vorona ilay harena. DH: "hanjavona vetivety tahaka ny fisidinan'ny voromahery ny harena"