# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # Aza dia miasa mafy loatra "Aza miasa mafy loatra hany ka rera-dava ianao" UDB # hirehitra amin'izany mipetraka eo amin'ny harena tahaka ny vorona (andininy faha 4). Sarinteny ilazana ny fitadiavana harena vetivety foana izany. # fa ho hari-elatra tahaka ny voromahery tokoa izany ka hanidina eny Ny olona very harena dia resahina toy ny hoe vorona ilay harena. DH: "hanjavona vetivety tahaka ny fisidinan'ny voromahery ny harena"