plt_tn/pro/23/04.md

541 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).

Aza dia miasa mafy loatra

"Aza miasa mafy loatra hany ka rera-dava ianao" UDB

hirehitra amin'izany

mipetraka eo amin'ny harena tahaka ny vorona (andininy faha 4). Sarinteny ilazana ny fitadiavana harena vetivety foana izany.

fa ho hari-elatra tahaka ny voromahery tokoa izany ka hanidina eny

Ny olona very harena dia resahina toy ny hoe vorona ilay harena. DH: "hanjavona vetivety tahaka ny fisidinan'ny voromahery ny harena"