plt_tn/pro/22/15.md

655 B

Miraikitra amin'ny fon'ny zaza ny adalana

"Feno zavatra adalasala ny fon'ny zaza"

ny tsorakazo famaizana

Ny ray aman-dreny mampiasa izay mety ho karazana famaizana rehetra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mamely ilay zaza amin'ny tsorakazo.

hampiala izany

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay azon'ny olona iray hafa ampiasana tsorakazo mba hampanalavirana azy ny hampiala izany ny fahadalana. DH: "no hampahendry ny zaza"

mampitombo ny hareny

"miha-manan-karena" na "mahazo vola bebe kokoa"

manome ny mpanan-karena

"manome vola ho an'ny mpanan-karena"

ho tonga amin'ny fahantrana

Fomba fiteny io. DH: "ho lasa mahantra"