# Miraikitra amin'ny fon'ny zaza ny adalana "Feno zavatra adalasala ny fon'ny zaza" # ny tsorakazo famaizana Ny ray aman-dreny mampiasa izay mety ho karazana famaizana rehetra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mamely ilay zaza amin'ny tsorakazo. # hampiala izany Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay azon'ny olona iray hafa ampiasana tsorakazo mba hampanalavirana azy ny hampiala izany ny fahadalana. DH: "no hampahendry ny zaza" # mampitombo ny hareny "miha-manan-karena" na "mahazo vola bebe kokoa" # manome ny mpanan-karena "manome vola ho an'ny mpanan-karena" # ho tonga amin'ny fahantrana Fomba fiteny io. DH: "ho lasa mahantra"