plt_tn/pro/22/15.md

24 lines
655 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Miraikitra amin'ny fon'ny zaza ny adalana
"Feno zavatra adalasala ny fon'ny zaza"
# ny tsorakazo famaizana
Ny ray aman-dreny mampiasa izay mety ho karazana famaizana rehetra dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mamely ilay zaza amin'ny tsorakazo.
# hampiala izany
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona izay azon'ny olona iray hafa ampiasana tsorakazo mba hampanalavirana azy ny hampiala izany ny fahadalana. DH: "no hampahendry ny zaza"
# mampitombo ny hareny
"miha-manan-karena" na "mahazo vola bebe kokoa"
# manome ny mpanan-karena
"manome vola ho an'ny mpanan-karena"
# ho tonga amin'ny fahantrana
Fomba fiteny io. DH: "ho lasa mahantra"