plt_tn/pro/22/11.md

697 B

tia fo madio

Ny fony ihany no tian'ilay olona ho madio. Ny fo dia fibangoan-teny ilazana ilay olona. DH: "tia manana fo madio" na "te hadio"

milaza fahasoavana

"tsara fanahy"

Ny mason'i Yaveh dia miambina hatrany

Ny maso dia fibangoan-teny ilazana ny olona. Toy ny hoe manana maso ara-nofo tahaka ny olona no firesaky ny mpanoratra an'i Yaveh. DH: "Yaveh miambina" na "Yaveh no miaro ny fahalalana"

miambina hatrany

Ny hoe miambina hatrany dia ilazana ny fiarovana. DH: "miaro ny fahalalana"

ravainy

"potehiny"

mpamadika

Ny mpamaritra anarana dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy anarana. DH: "olona mpamadika." Adikao araka ny ao amin'ny 11:3 ny hoe "mpamadika."