# tia fo madio Ny fony ihany no tian'ilay olona ho madio. Ny fo dia fibangoan-teny ilazana ilay olona. DH: "tia manana fo madio" na "te hadio" # milaza fahasoavana "tsara fanahy" # Ny mason'i Yaveh dia miambina hatrany Ny maso dia fibangoan-teny ilazana ny olona. Toy ny hoe manana maso ara-nofo tahaka ny olona no firesaky ny mpanoratra an'i Yaveh. DH: "Yaveh miambina" na "Yaveh no miaro ny fahalalana" # miambina hatrany Ny hoe miambina hatrany dia ilazana ny fiarovana. DH: "miaro ny fahalalana" # ravainy "potehiny" # mpamadika Ny mpamaritra anarana dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy anarana. DH: "olona mpamadika." Adikao araka ny ao amin'ny 11:3 ny hoe "mpamadika."