plt_tn/pro/21/27.md

16 lines
525 B
Markdown

# Maharikoriko ny sorona avy amin'ny ratsy fanahy
Tsy manonona an'i Yaveh ny mpanoratra eto, tahaka ny ao amin'ny 15:7, saingy tokony ho fantatry ny mpamaky fa Yaveh ilay mankahala ny sorona avy amin'ny ratsy fanahy.
# ratsy fanahy
Ny mpamaritra anarana "ratsy fanahy" dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy anarana. DH: "ny olona ratsy fanahy"
# maharikoriko kokoa aza izany
"Halan'i Yaveh kokoa aza ny sorona"
# hiteny amin'ny fotoana rehetra
Izany dia satria tsy ho adinoin'ny olona mihitsy izay nolazainy.