plt_tn/pro/21/27.md

525 B

Maharikoriko ny sorona avy amin'ny ratsy fanahy

Tsy manonona an'i Yaveh ny mpanoratra eto, tahaka ny ao amin'ny 15:7, saingy tokony ho fantatry ny mpamaky fa Yaveh ilay mankahala ny sorona avy amin'ny ratsy fanahy.

ratsy fanahy

Ny mpamaritra anarana "ratsy fanahy" dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy anarana. DH: "ny olona ratsy fanahy"

maharikoriko kokoa aza izany

"Halan'i Yaveh kokoa aza ny sorona"

hiteny amin'ny fotoana rehetra

Izany dia satria tsy ho adinoin'ny olona mihitsy izay nolazainy.