# Maharikoriko ny sorona avy amin'ny ratsy fanahy Tsy manonona an'i Yaveh ny mpanoratra eto, tahaka ny ao amin'ny 15:7, saingy tokony ho fantatry ny mpamaky fa Yaveh ilay mankahala ny sorona avy amin'ny ratsy fanahy. # ratsy fanahy Ny mpamaritra anarana "ratsy fanahy" dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy anarana. DH: "ny olona ratsy fanahy" # maharikoriko kokoa aza izany "Halan'i Yaveh kokoa aza ny sorona" # hiteny amin'ny fotoana rehetra Izany dia satria tsy ho adinoin'ny olona mihitsy izay nolazainy.